4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsiahy - NARY ARTHUR



Nataoko ny tsy hahatsiaro ny anaranao

Tsy tiako hifoha intsony

Nataoko ny hanadino ny salovanao

Mandratra ny ati-fo



Mitomany aho,

Vonton-dranomaso,

Malahelo am-po,

Mahatsiahy ny taloha,

Ny ranomaso foana no mitraotra



Nataoko anefa ny hangina

Tsy hiverina hibanjina ny lasa

Ny endrikao ry fahiny, ny zava-bita

Niniako ho hadinoina



Mitomany aho,

Vonton-dranomaso,

Malahelo am-po,

Mahatsiahy ny taloha,

Ny ranomaso foana no mitraotra



Mitomany aho,

Vonton-dranomaso,

Malahelo am-po,

Mahatsiahy ny taloha,

Ny ranomaso foana no mitraotra

Partager tsiahy

Commenter tsiahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NARY ARTHUR